|
|
|
|

Entry 1  mifankahalala
Root  2 lala
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto [1.1]
Examples  8  Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy. [2.470#76]
9  asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia. [2.472#162]

Updated on 2026/04/20