|
|
|
|

Entry 1  mifanjofo
Root  2 jofo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miady mikatroka: Nifanjofo tao atsimon-trano ny mpianatra amin' ny lakilasy roa
9 Mifamely: Mifanjofo daka [1.1]

Updated on 2026/04/20