| Entry | 1 mifanjana |
| Root | 2 fanjana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy
8 Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena [1.1] |
| Explanations in English |
9 to urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself.
[1.2] 10 to dispute about who is to do what [1.7] |
| Explanations in French |
11 se renvoyer le travail, la responsabilité
[1.8] |
| Examples |
12 rehefa mifanjana, dia faharavana tanteraka no anjara.
[2.285#]
|
| Anagrams | 13 mañafinja, 14 mifañanja, mifanjana |
| Updated on 2026/04/20 |
|