| Entry | 1 mifandimby |
| Root | 2 dimby |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay
9 Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa 10 Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana [1.1] 11 mifampisolo toerana [1.13] |
| Explanations in French |
12 se succéder, se remplacer
[1.13] |
| Examples |
13 Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao
[2.471#27]
14 nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa. [2.472#194] |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|