|
|
|
|

Entry 1  mifampisolo
Root  2 solo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  [1.3#624]
Examples  7  samy mitondra ny tena, samy mihetsika, mamindra, nefa tsy mahazo mifampisolo [2.285#244]
8  Ny sampin-kavia kosa dia mifamadika amin' izany, fa mifampisolo ny tanana, ka ny anjaran' ny havia ataon' ny havanana, ary dia ny tanana havia izany no manasam-pina ny lamba hiankavanana [2.436]

Updated on 2026/04/20