|
|
|
|

Entry 1  mifampino
Root  2 ino
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  samy mandainga isika, ianao mamitaka ahy, izaho mamitaka anao, tsy misy mifampino izay lazaina [2.4#79]
8  Ary raha mifampino anatra ny lompo sy ny andevo, dia manao hoe: [2.48#353]

Updated on 2026/04/20