|
|
|
|

Entry 1  mifampiditra
Root  2 iditra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples  7  a) Ny ravina sasany dia mivalona roa Bosona sady mifampiditra. [1.357#]
8  Tsy azo sarahina ny tety arana sy ny tantara raza, satria mifamatotra ary mifampiditra ny zavatra ambarany. [2.606#]
Combinations  9  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mifampiditra

Updated on 2026/02/26