|
|
|
|

Entry 1  mienjika
Root  2 enjika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina
9 Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy
10 Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1]

Updated on 2026/04/20