|
|
|
|

Entry 1  mibobobobo
Root  2 bobobobo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mifioka (toy ny rivotra)
9 Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1]
Explanations in English  10 to gurgle, to make a bubbling sound. [1.2]
Examples  11  Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [2.324]
Vocabulary  12  Sound
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21