|
|
|
|

Entry 1  mibitsika
Root  2 bitsika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon' ny hafa
9 Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? -- Iza no nambitsika anao izany? [1.1]

Updated on 2026/04/20