| Entry | 1 mibarara |
| Root | 2 barara |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan' ny mpamototra
[1.1] |
| Anagrams | mibarara, 8 raimbara |
| Updated on 2026/04/20 |
|