|
|
|
|

Entry 1  mibaboka
Root  2 baboka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana [1.1]
Explanations in English  9 to lie prostrate, to fall prostrate [1.2]
10 to fall prostrate, to submit oneself; to make a full confession [1.7]
Explanations in French  11 Être prosterné, demander pardon [1.3]
12 se prosterner, se soumettre; avouer tout [1.8]
Examples  13  Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298#116]
14  Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528#82]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  mibaboka, 16 mibobaka, 17 mikobaba, mikobabà

Updated on 2026/08/15