| Entry | 1 miavaka |
| Root | 2 avaka |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manana toetra manokana tsy itovizany amin' ny hafa: Takariva miavaka
9 Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be separate, to be asunder, to separate one's self.
[1.2] 11 to be separate, to show one's individuality [1.7] |
| Explanations in French |
12 être séparé; se distinguer
[1.8] |
| Combinations | 13 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miavaka |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 15 miakava, miavaka |
| Updated on 2026/04/21 |
|