| Entry | 1 miatatra |
| Root | 2 atatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dialasa natory
9 Torana (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy izy ~ Niatatry ny alahelo izy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy 10 Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan' ny vato ilay voronkely dia niatatra terý [1.1] |
| Explanations in English |
11 to eat voraciously or ravenously
12 to weep much 13 to be confounded 14 to be dead [1.2] |
| Explanations in French |
15 manger gloutonnement
16 se pâmer de rire ou de douleur: Niatatry ny hehy izy (Il se pâmait de rire) ~ Niatatry ny alahelo izy (Il était suffoqué de douleur) 17 tomber mort ou raide: Voan' ny bala izy ka niatatra tery (Il fut frappé par une balle et tomba raide mort) [1.3#64] |
| Combinations | 18 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miatatra |
| Anagrams | miatatra, 19 mitatara |
| Updated on 2026/04/20 |
|