|
|
|
|

Entry 1  miaritra
Root  2 aritra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana
9 Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [1.1]
Explanations in English  10 to endure [1.2, 1.7]
11 to sustain, to bear with, to bear. [1.2]
12 to suffer [1.7]
Explanations in French  13 supporter, endurer [1.8]
Examples  14  Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [2.472#46]
Combinations  15  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miaritra
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  miaritra, 17 miriatra

Updated on 2026/04/21