|
|
|
|

Entry 1  miangoango
Root  2 angoango
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no nitondra ireto vato miangoango ireto?
9 Te-hatao ho manana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon' ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazavavy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy [1.1]
Explanations in English  10 [Provincial] to be piled up in a heap [1.2]

Anagrams  miangoango, 11 migonagona

Updated on 2026/04/20