|
|
|
|

Entry 1  miandalandalana
Root  2 andalandalana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy [1.1]
Examples  9  miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit) [1.3#38]
10  Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany! [2.499#48]
11  Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra. [2.296#119]

Updated on 2026/04/20