|
|
|
|

Entry 1  mialona
Root  2 alona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [1.1]
Explanations in English  8 to be envious, to be jealous; to envy others. [1.2]
9 to envy, to be jealous of [1.7]
Explanations in French  10 être jaloux de, envier [1.8]
Examples  11  mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza. [2.472#91]
Vocabulary  12  Emotions

Anagrams  13 alamino, 14 amalony, 15 ilomana, 16 mañaoly, 17 maniloa, 18 maniola, mialona, 19 miolana, miolàna

Updated on 2026/08/24