|
|
|
|

Entry 1  mialoha
Root  2 loha
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
9 Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [1.1]
Explanations in English  10 to precede, to go before. [1.2]
11 to go before, to precede; beforehand [1.7]
Explanations in French  12 précéder; avant, à l'avance [1.8]
Examples  13  Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
14  Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470#121]
Combinations  15  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mialoha
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 alamohy, 18 amolahy, 19 ilamaho, 20 mahailo, 21 mahaoly, 22 mailaho, mialoha, 23 miloaha, 24 miolaha

Updated on 2026/04/21