| Entry | 1 miaingitra |
| Root | 2 aingitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin' ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra erỳ iny zazavavy iny rehefa mamindra
8 Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin' ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiaingitra amin' ny sakafo i dadatoanay [1.1] |
| Explanations in French |
9 Etre capricieux, fantasque, exigeant, difficile
[1.3] |
| Updated on 2026/04/20 |
|