|
|
|
|

Entry 1  miahiahy
Root  2 ahiahy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [1.1]
Explanations in English  8 to be distrustful, to be suspicious. [1.2]
9 to worry, to be suspicious [1.7]
Explanations in French  10 avoir de l'inquiétude, des soupçons [1.8]
Examples  11  Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [2.472#121]
Vocabulary  12  Emotions
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  miahiahy, 14 mihaihay

Updated on 2026/04/21