|
|
|
|

Entry 1  merina
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3 Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana
4 Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka [1.1]
Explanations in French  5 nom d'une population du centre de Madagascar (ville principale: Antananarivo) [1.5]
Vocabulary  6  History: clans, tribes
Analogs  7  ambaniandro, 8  ambaniandro, 9  hova, 10  hova, 11  tankova, 12  tankova
Combinations  13  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word merina
Proverbs  14  Proverbs containing that word
Tables and plates  15  Dialectal words

Anagrams  16 Manery, manery, 17 mareñy, 18 marine, Merina, 19 mirena

Updated on 2026/07/25