|
|
|
|

Entry 1  mentsomentsona
Root  2 mentsona
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  5 Teniteny betsaka tsy misy antony; fibedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson-dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara [1.1]
Explanations in French  6 bavardage. Comme kamentsona [1.3]

Updated on 2026/04/20