|
|
|
|

Entry 1  matetika
Root  2 tetika
Part of speech  3  adjective or adverb
Morphology 
4  Simple :
5  Imperative :
Explanations in Malagasy  6 Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an-janany matetika izy. [1.1]
7 Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny ketsa raha ta hahazo vary betsaka ianao. [1.1]
Explanations in English  8 often [1.7]
9 frequent [1.2, 1.7]
10 Used of intervals of time or space in contradistinction to mahalana. [1.2]
Explanations in French  11 souvent [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
12 fréquent [1.3, 1.8]
13 Serré, pas assez espacé. [1.5]
Examples  14  Nifankahita matetika teo amin'ny rano mafana teo ireo zatovo roa nifankatia tamin'eritreritra ireo [2.324]
Antonyms  15 mahalana
Combinations  16  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word matetika

Updated on 2026/07/17