|
|
|
|

Entry 1  maritra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e!
5 Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1]
Examples  6  Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424#]
Synonyms  7 marimaritra
Analogs  8  Afa-dranom-panala, 9  mangorovitsika
Combinations  10  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maritra

Anagrams  11 maratry, maritra, 12 miratra

Updated on 2026/04/22