|
|
|
|

Entry 1  maotona
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  8 Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotona
9 Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotona dia maotona izany andro izany [1.1]
Explanations in French  10 modeste, réservé, paisible, calme [1.3]
Synonyms  11 maotina

Anagrams  12 amotano, 13 antomoa, 14 manotoa, maotona

Updated on 2026/04/22