|
|
|
|

Entry 1  mantsasaka
Root  2 antsasaka
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo [1.1]
Explanations in French  6 mûr, fermenté, gâté, moisi légèrement [1.3]
Examples  7  tsy hendry, tsy adala fa ondranondranana na mantsasaka, fa samy hita ao aminy izay mahahendry sy mahadala azy. [2.285#12]
Combinations  8  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mantsasaka
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21