| Entry (1/2) | 1 manotrika |
| Root | 2 otrika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mitahiry vain' afo ao anaty lavenona: Manotriha afo
9 Manao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo 10 Manafina, mampiery, mampamitsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miafina, miery, mifitsaka [1.1] 11 mametraka amin'ny toerana mafana sy mihiboka 12 mitombo na mamorivory tratran'ny kavingy [1.13] |
| Explanations in English |
13 to ripen fruit in a closed space
[1.7] |
| Explanations in French |
14 faire mûrir
15 fermenter 16 mettre en latence [1.13] 17 faire mûrir des fruits artificiellement; comploter [1.8] |
| Combinations | 18 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manotrika |
| Entry (2/2) | 19 manotrika |
| Root | 20 kotrika |
| Part of speech | 21 active verb |
| Explanations in Malagasy |
22 [Bezanozano] mikotrika
[1.78] |
| Anagrams | 23 manakotry, 24 manikotra, 25 manokatry, 26 manotraky, mañotraky, manotrika, 27 mikotràna, mikotrana |
| Updated on 2026/08/19 |
|