|
|
|
|

Entry 1  manosy
Root  2 hosy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [mañosy] [Tanala] mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [1.78]
9 Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao
10 Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona
11 Mambabo fananana [1.1]
Explanations in English  12 to trample the mud in ricefields [1.7]
Explanations in French  13 piétiner, tremper dans
14 manquer d'égards
15 spolier, confisquer [1.3]
16 piétiner les rizières [1.8]
Examples  17  Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [2.472#172]
18  Satria rehefa Robo dia tsy maintsy nandalovana any am-pasana aloha, vao nidinana any an-tanimbary manosy horaka. [2.245#]
Synonyms  19 manose
Combinations  20  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manosy
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Anagrams  22 mañiso, manosy, 23 Simona, 24 somina

Updated on 2026/04/22