| Entry | 1 manosika |
| Root | 2 tosika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
9 Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna 10 Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1] |
| Explanations in English |
11 to shove; to urge
[1.7] |
| Explanations in French |
12 pousser
[1.8] |
| Examples |
13 ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany.
[2.48#126]
14 Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472#174] |
| Combinations | 15 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manosika |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 mañakosy, 18 mañisoka, 19 manokasy, manosika, 20 masokañy, 21 masokina, 22 misokana, 23 misonàka |
| Updated on 2026/04/21 |
|