|
|
|
|

Entry (1/3) 1  manoro
Root  2 toro
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena
9 Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [1.1]
Combinations  10  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manoro

Entry (2/3) 11  manoro
Root  12 noro
Part of speech  13  active verb
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
Explanations in Malagasy  17 Manome hafaliana [1.1]

Entry (3/3) 18  manoro
Root  19 oro
Part of speech  20  active verb
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
Explanations in Malagasy  24 [mañoro] [Antambahoaka+Antesaka+Bara+Bezanozano+Sihanaka] mandoro [1.78]
25 [mañoro] [Tanala+Tanosy] mandoro, manimba amin'ny afo [1.78]
26 mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [1.13]
Explanations in French  27 mettre en combustion [1.13]
28 [mañôro] [Sakalava-Mayotte] brûler, mettre le feu [1.405]
Synonyms  29 mioro

Anagrams  manoro, 30 morano, 31 morona

Updated on 2026/04/22