|
|
|
|

Entry 1  manontany
Root  2 ontany
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio
9 Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra
10 Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra [1.1]
Explanations in English  11 to inquire, to investigate, to make a search, to question [1.2]
12 to ask a question, to interrogate [1.7]
Explanations in French  13 poser une question; questionner, interroger [1.8]
Examples  14  Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472#74]
15  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470#153]
Synonyms  16 miontany
Combinations  17  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manontany
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  19 manintona, manintòna, manontany

Updated on 2026/08/15