|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manondrotra
Root  2 tondrotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manatodika
9 Manolaka (hadisoana)
10 Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1]

Entry (2/2) 11  manondrotra
Root  12 sondrotra
Part of speech  13  active verb
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Explanations in Malagasy  18 Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany [1.1]
Examples  19  bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470#151]

Updated on 2026/04/20