|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manohoka
Root  2 tohoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao
9 Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana [1.1]

Entry (2/2) 10  manohoka
Root  11 hohoka
Part of speech  12  active verb
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Explanations in Malagasy  17 Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany
18 Mandentika ao anatin'ny fahoriana
19 Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha [1.1]

Updated on 2026/04/20