|
|
|
|

Entry 1  manohintohina
Root  2 tohintohina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Tsy misy mihitsy mahazo manohintohina ny maha iray tsy anombinana ny tanin'ny Repoblika. [1.320#]
8  io fifandroritana io dia manohintohina ny tokony ho fitovian' ny fandraisana ny olom-pirenena. [4.27]

Updated on 2026/04/20