|
|
|
|

Entry 1  manodoka
Root  2 sodoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko
8 Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina [1.1]

Anagrams  9 mandokoa, manodoka

Updated on 2026/04/20