| Entry | 1 mankasitraka |
| Root | 2 sitraka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana
9 Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona 10 Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay [1.1#629] |
| Explanations in English |
11 to find pleasing or acceptable; to thank
[1.7] |
| Explanations in French |
12 approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance
[1.8] |
| Examples |
13 Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo.
[2.324]
|
| Analogs | 14 mankafy, 15 mankamamy, 16 mankatelina, 17 mankatoa, 18 tia |
| Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|