|
|
|
|

Entry 1  manjohy
Root  2 zohy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy
9 Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita
10 Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io [1.1]
Explanations in English  11 to follow; to pursue; to investigate [1.7]
Explanations in French  12 suivre; poursuivre [1.8]
Examples  13  Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika. [2.472]
Combinations  14  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manjohy
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  manjohy, 16 mihanjo

Updated on 2026/04/21