|
|
|
|

Entry 1  manjofo
Root  2 jofo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra
9 Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata [1.1]

Updated on 2026/04/20