|
|
|
|

Entry 1  manjeny
Part of speech  2  active verb
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Examples  6  Zaho kosa… voa dia eny: Singan'olona manjeny. [1.264]
7  Voronkely rava akany / Zanak'ondry dia manjeny, / singan'aina ambony tany: / Ikala maty ray sy reny. [1.244]
8  Tsy oram-baratra no midona, fa / fo feno hanina no miteny, / ka ny vetsom-panahiny kely foana / tsy sasa-mivezika sy manjeny. [1.277]
9  Hahaha, hoy ny hehiny sady nanatona ny varavarana izy, hay aty misy zana-borona manjeny ka tsy nolazain'ialahy hatrinaraina ry Fandrava. [2.895#166]

Anagrams  10 mañenjy, 11 mañinje, manjeny

Updated on 2026/04/20