| Entry | 1 manjavozavo |
| Root | 2 zavozavo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Maizimaizina, somambisamby: Manjavozavo izany andro izany, / Tsy mahita tsara: Angaha manjavozavo ny masonao no tsy hitanao io foto-kazo io
8 Tsy mazava tsara: Manjavozavo ny fijeriko an' irỳ trano irỳ 9 Tsy hita miavaka tsara, mifangaroharo: Manjavozavo ity soratra ity fa angaha efa ela nitoerana [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be seen far off indistinctly; to be dimly visible; to be vague
[1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on voit indistinctement au loin; être vague
[1.8] |
| Updated on 2026/04/20 |
|