|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manitsaka
Root  2 hitsaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Bara] mihosy tanimbary [1.78]
9 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra
10 Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso
11 Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1]
Explanations in English  12 to trample on [1.7]
Explanations in French  13 fouler aux pieds [1.8]
Examples  14  Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila; [2.69#]
Combinations  15  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manitsaka
Proverbs  16  Proverbs containing that word
Illustrations 
17 

Entry (2/2) 18  manitsaka
Root  19 hitsaka
Part of speech  20  active verb
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
24  Imperative :
Explanations in English  25 to disdain [1.7]
Explanations in French  26 dédaigner [1.8]

Anagrams  27 mañakatsy, 28 manatsika, manitsaka

Updated on 2026/04/21