|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manirikiry
Root  2 kirikiry
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy [1.1]

Entry (2/2) 9  manirikiry
Root  10 kirikiry
Part of speech  11  active verb
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Explanations in Malagasy  16 Mahatonga ho kirina, manorisory [1.1]
Synonyms  17 manakirikiry

Updated on 2026/04/22