|
|
|
|

Entry 1  maniraka
Root  2 iraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho
9 Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao
10 Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano [1.1]
Explanations in English  11 to send a messenger [1.2#291]
Explanations in French  12 envoyer, expédier, déléguer [1.3#282]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 makirana, 15 manakira, manakirà, 16 manaraky, maniraka, 17 miankara, 18 mikaraña, 19 mirakaña

Updated on 2026/08/19