|
|
|
|

Entry 1  mangobakobaka
Root  2 hobakobaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [1.1]
Examples  8  Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. [2.470#82]
Synonyms  9 mangobaka
Combinations  10  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mangobakobaka
Quotes  11  Texts mentioning that word

Updated on 2026/04/22