|
|
|
|

Entry 1  mangoana
Root  2 goana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Tanala] foana, tapitra tsy misy intsony, lany: Nangoaña tao ny sambaike handy ahay tsy bany mihinaña (tapitra tsy nisy intsony ny mangahazo masaka kilavalava nefa izahay tsy mbola nihinana) [1.78]
Explanations in English  9 to knock, to rap. [1.2]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mangoana

Anagrams  11 amangano, 12 mañagoña, managona, mangoana

Updated on 2026/08/15