|
|
|
|

Entry 1  mangetrika
Root  2 hetrika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka
8 Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana
9 Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1]
Synonyms  10 manetriketrika, mangetriketrika

Updated on 2026/04/22