| Entry (1/2) | 1 mangaro |
| Root | 2 haro |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [Antesaka] mampifangaro
[1.78] 9 Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany! 10 Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko 11 Mamaho [1.1] |
| Explanations in English |
12 to mix
[1.2, 1.7] 13 to mingle, to jumble up. [1.2] 14 to stir [1.7] |
| Explanations in French |
15 mélanger, remuer
[1.8] |
| Entry (2/2) | 16 mangaro |
| Root | 17 haro |
| Part of speech | 18 active verb |
| Explanations in Malagasy |
19 [Antesaka] mihady
[1.78] |
| Anagrams | 20 Magrona, mangaro, 21 moranga |
| Updated on 2026/04/20 |
|