Entry | 1 mangadihady (hadihady) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza toerana foana tsy misy na inona na inona fa osa daholo izay zavatra tao, toy ny tany tsy misy ahitra na voly izany, na toy ny loha nokakasana: Nataony nangadihady ny lohany ka saika tsy fantatro izy [1.1] |
Explanations in English |
4 Bare, barren (country); bald, as the head. [1.2] |
Explanations in French |
5 Nettoyé, complètement vide, nu, découvert, pelé: Mangadihady ny trano (La maison est complètement vide) ~ Mangadihady ny lohany (Sa tête est pelée, chauve, rasée) ~ Tany mangadihady (Pays nu, découvert) ~ Tondiombohitra mangadihady (Montagne pelée) [1.3#202] |
Examples |
6 Tanety sola sy mangadihady sisa no navelany dia nifindra lasy indray izy. [2.445#] 7 dia ilay tanàna kely mangadihady mitorevaka eo afovoan' ny torapasika mahamay. [2.499#] 8 Maro ireo tehezan-tendrombohitra no mangadihady, tsy ahitana hazo maniry intsony. [2.117#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/02/18 |