|
|
|
|

Entry 1  manetroka
Root  2 setroka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena
8 Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo
9 Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony [1.1]
Explanations in English  10 to give off much smoke [1.7]
Explanations in French  11 émettre beaucoup de fumée [1.8]
Examples  12  Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany. [2.470#28]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  manetroka, 14 mañotreka

Updated on 2026/04/21